|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiady
Fototeny  2 ady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Mettre en guerre, engager à se battre [1.3#3, 1.5#48]
8 confronter, accorder [1.3#3, 1.5#48]
9 engager à faire un procès, ajuster, comparer [1.3#3]
Ohatra  10  Ireny karatra tsotra mampiady nifiny ireny ihany no fanaony. [1.437#]
11  Ny fahiben-dRakoto, raha feno, dia mihika ka mampiady tandroka indray. [2.857#]
12  Tsy tsara ny miady, anefa tsy tsara koa ny mijery fotsiny na mampiady. [2.4#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe mampiady
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21