Teny iditra | 1 mampiafina |
Fototeny | 2 afina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin' Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 mampiafina, manampifia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |