Teny iditra | 1 mampiafina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
3 [2.996] Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin' Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy. |
Fototeny | 4 afina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 anampifiam, ifanampiam, mampiafina, manampifia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |