Teny iditra | 1 mampiahiahy |
Fototeny | 2 ahiahy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Mampiahiahy ahy ny toetry ny tranoko (L'état de ma maison me donne de l'inquiétude, me fait craindre) [1.3] |
Tovy hevitra | 5 mampanahiahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |