|
|
|
|

Teny iditra ahiahy (ahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Inquiétude, appréhension, soupçon: Be ahiahy loatra hianao (Vous êtes trop inquiet) [1.3]
Ohatra Mba tsy hisian' ny ahiahy anefa, inty taratasy fanamarinana ny fanananareo trosa amiko. [ahiahy]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ahiahy, ahiahiko, ahiahinao, ahiahiny, ahiahintsika, ahiahinay, ahiahinareo, ahiahin', ahiahin-, ahiahim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02