|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiandry
Fototeny  2 andry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 faire attendre, faire garder [1.3]
Ohatra  8  Anaka, aza manala fivelomana ny mahantra; ary aza mampiandry maso ny tsy manana. [2.996]
9  Telin' ny mpandahatra sy ny mpihaino ery ilay mampiandry sy ilay miandry ny fiantefan'ny " onja " : Ovy haniry, tsy tam-bato; [2.299#]

Fivaditsoratra  mampiandry, 10 mampindray

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20