Teny iditra |
an-dry
(any, ry)
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe any sy ry
|
Ohatra |
1 | himpody aho, menatra an-dry raiko.
[2.69]
|
2 | Ampy ahy izay nanampiako an-dry zareo izay.
[2.4]
|
3 | Sao miandry an-dry Ndremba izay naniraka azy!
[2.643]
|
|
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Mal. diyan, mandiyan.] [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | La position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché La paix, la tranquillité L'état de ce qui est figé, gelé, caillé [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A pillar, a post [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pilier (fig) soutien [1.3, 1.8]
|
| Colonne [1.3]
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Waiting, guarding [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Attendu, qu'on peut attendre [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy Fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Watch [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Garde, surveillance, veille [1.3]
|
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Sandry [1.78]
|
|
Teny iditra |
Andry
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|