|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiantso
Fototeny  2 antso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#57]
Ohatra  8  Nampiantso sy mampiditra ny manamboninahitra [2.928#2]
9  Koa raha misy fifanolanana ao an-tanàna dia mampiantso ny roa tonta ny Filoha. [2.606#111]
10  Tsy maninona ary, hoy izy, fa rahefa tonga any Antananarivo aho mampiantso an' ialahy. [2.643#86]

Fivaditsoratra  mampiantso, 11 mañampitso, 12 Manampotsy, 13 mpanatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20