| Teny iditra | 1 mampifanaraka |
| Fototeny | 2 araka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mampihavana, mampifandray
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 concilier, accorder
[1.13] |
| Ohatra |
9 Saingy ny «fandrosoana» sy ny fivavahana tsy manaiky intsony ny fanambadiana hatao fanandramana, ary anjaran' ny olombelona ny mampifanaraka ny fiainany hivoatra araka ny toe-javatra misy.
[2.5#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|