Teny iditra mampifanatrika (atrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Tsorina anefa fa ny isan' ny mpikambana ao amin' ireo filankevi-paritra, mpikambana 5 hatramin' ny 14, vitsy dia vitsy izany, dia tsy ahafahana mampifanatrika hevitra maro arahina fifidianana. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampifanatrika, mampifanatrik', mampifanatri-
Ny lasa : nampifanatrika, nampifanatrik', nampifanatri-
Ny hoavy : hampifanatrika, hampifanatrik', hampifanatri-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20