Teny iditra mampifandray (ray)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Tari-barahina lava mampifandray tanàna roa. [2.270]
2Mampifandray ny olona sarahin' ny elanelan-tany ny asan' ny paositra. [2.117]
3ankoatra izany, tsy misy rafitra mipetraka mampifandray ny tolotra asa sy ny fangatahana asa. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampifandray, mampifandrain', mampifandrain-, mampifandraim-
Ny lasa : nampifandray, nampifandrain', nampifandrain-, nampifandraim-
Ny hoavy : hampifandray, hampifandrain', hampifandrain-, hampifandraim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20