Teny iditra (1/5) | 1 ray |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny) 4 [1.78] [Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bara, Sakalava, Tanosy] aba 5 [1.2] [Provincial] ada 6 [1.78] [Betsimisaraka] baba 7 [1.1] dada 8 [1.7] ikaky 9 [1.19] [Tankarana] kaky |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.2, 1.7] father |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3#500, 1.54, 1.8, 1.5] père 12 [1.3#500, 1.5] oncle 13 [1.3#500] beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés |
Voambolana |
14 Fifandraisana: fianakaviana |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 17 aba, ada, baba, dada, ikaky |
Mpanahaka | 18 andryiankinana, hajasyvoninahitra, kiadysyvoninahitra, lanyvoamenazato, lanysikajyarivo, vatonandiavana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Ohabolana | 60 Ohabolana misy io teny ray io |
Teny iditra (2/5) | 61 ray |
Sokajin-teny | 62 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
63 [1.1] Kasika: Zaza tia ray Fakana zavatra amin' ny tanana Fampidirana olona ao an-trano |
Fanazavàna teny frantsay |
64 [1.3#500, 1.5] action de saisir avec la main 65 [1.3#500] action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 71 rairay |
Teny iditra (3/5) | 72 ray |
Sokajin-teny | 73 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
74 [1.1] Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray vahoaka |
Fanazavàna teny frantsay |
75 [1.3] pour ry : Ray olona! (Ô peuple!) |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 77 ray |
Sokajin-teny | 78 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
79 [1.1] Fanononana haingana ny Iray |
Teny iditra (5/5) | 80 ray |
Sokajin-teny | 81 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
82 [1.7] tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel |
Fivaditsoratra | 83 ari, arỳ, ary, àry, irà, ira, ray, ria |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |