Teny iditra | 1 mampigaingaina |
Fototeny | 2 gaingaina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. [2.583] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |