|
|
|
|

Teny iditra 1  mampihanta
Fototeny  2 hanta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to spoil or indulge a child [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 gâter un enfant [1.8]
Ohatra  9  Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra? [2.314#]
10  Tena tia anay Maman, toy ny reny niteraka, mampihanta loatra aza indraindray. [2.356#]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mampihanta

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20