|
|
|
|

Teny iditra 1  mampihena
Fototeny  2 hena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to lessen, to diminish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 diminuer, amoindrir [1.8]
Ohatra  9  mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436#]
10  mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20