|
|
|
|

Teny iditra 1  mampijoro
Fototeny  2 joro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 manangana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 mettre en station [1.13]
9 relever [1.5]
Ohatra  10  Satria ny taolana no mampijoro ny tenan' ny olona, dia ao no itoeran' ny fahasalamana sy ny tanjaka. [1.38#952]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20