|
|
|
|

Teny iditra 1  mampikiry
Fototeny  2 kiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  7  ilay fotoana mampikiry biby ny matin-doka hanarina ny fahavoazany, na mampihidy vazana ny efa nahazo, tapa-kevitra ny ho mpanefoefo indray alina! [2.529#53]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20