|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  kiry
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony
12 Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 obstinacy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 entêtement [1.8]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe kiry

Teny iditra (2/5) 16  kiry
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty
19 Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra
20 Volo eo anilan' ny sofina [1.1]

Teny iditra (3/5) 21  kiry
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 [Antesaka] fiovana [1.78]

Teny iditra (4/5) 24  kiry
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 [Antesaka+Bara] nendra [1.78]
27 [Tanosy] hatina [1.78]
Voambolana  28  Fahasalamana

Teny iditra (5/5) 29  kiry
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31 [Tankarana] croix grecque. [1.19]
Tovy hevitra  32 kily

Fivaditsoratra  kiry, 33 riky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22