|
|
|
|

Teny iditra 1  mampilamina
Fototeny  2 lamina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  — Mba mitsangantsangana kely aho, tompoko, hoy aho, nampilamina ny feoko araka izay azoko atao, fa tsy nahita tory. [2.4#47]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20