Teny iditra mampiray (iray)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manambatra ho iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To unite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Unir [1.8]
 Unifier [1.13]
Ohatra 
1Sady mampiray azy ireny no mandravarava azy koa. [1.369]
2Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiray
Ny lasa : nampiray
Ny hoavy : hampiray

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06