|
|
|
|

Teny iditra 1  mampirehitra
Fototeny  2 rehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 faire allumer, allumer [1.107]
Ohatra  10  Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. [2.583#3]
Tovy hevitra  11 mandrehitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22