|
|
|
|

Teny iditra 1  mampirina
Fototeny  2 ampirina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy
9 Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina. [1.2]
Ohatra  11  Koa izay rehetra te-handeha modia mampirina ny zavany, ary manamboatra izay vàtsy sy zavatra ho entiny. [2.588#]
Tovy hevitra  12 manampirina

Fivaditsoratra  13 mampañiry, 14 mampariny, mampirina, 15 mpimirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22