|
|
|
|

Teny iditra 1  mampirisika
Fototeny  2 risika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 mitaona, mitarika, manaitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8 to incite, to encourage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 stimuler, inciter, encourager [1.8]
10 inciter, exciter [1.13]
Ohatra  11  Fanjakana mampirisika ny olona hiasa sady manampy azy hiasa. [2.508#]
12  mpampianatra ahy mihitsy ity no mampirisika ahy mbola hianatra! [2.356#]
Tovy hevitra  13 mamporisika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22