|
|
|
|

Teny iditra 1  mamporisika
Fototeny  2 risika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 mitaona, mitarika, manaitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8 to incite, to encourage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 stimuler, inciter, encourager [1.8]
10 inciter, exciter [1.13]
Ohatra  11  mamporisika anao mihitsy aho. [2.529#]
12  Faharoan'izany, ry Dama: aza manaran-kavana, ary aza mamporisika ny mpanompo. [2.298#]
Tovy hevitra  13 mampirisika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mampikorisa, mamporisika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22