|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiroborobo
Fototeny  2 roborobo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 faire prospérer, développer [1.5]
Ohatra  8  Ny Repoblika Demokratika Malagasy izay tsy mivaky nefa misy fitsinjaram-pahefana dia miantoka sy mampirisika ny fisahanan' ny vondrom-bahoaka isam-paritany ny asa aman-draharaha entina mampiroborobo ny Firenena. [2.114#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20