|
|
|
|

Teny iditra1  mampisongadina
Fototeny  2  songadina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  mettre en relief, ou en exergue; concrétiser [1.13]
Ohatra  5  izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra. [2.445#]
6  manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro. [2.606#]
7  Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany. [4.27#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20