|
|
|
|

Teny iditra 1  mampisongadina
Fototeny  2 songadina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 mettre en relief, ou en exergue; concrétiser [1.13]
Ohatra  8  izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra. [2.445#]
9  manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro. [2.606#]
10  Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20