|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mampita
Fototeny  2  ita
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] transitif
Voambolana  5  Matematika: alijebra
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  mampita
Fototeny  8  ita
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#285] faire passer l'eau, faire franchir, transporter au-delà
11  [1.13] conférer; transmettre; faire traverser, transiter
12  [1.66.fr#177] communiquer
Ohatra  13  mampita ny hafatra an-tsoratra amin'ny fitondrana taratasy misy hajia izy. [2.117#]
14  Ny mahay milomano dia raitsintsina ny lambany na zavatra ny tanany anila mampita ony. [1.437#]
Kamban-teny 
Anaram-biby 

Fivaditsoratra  17  atampim, mampita, mpamita, pitamam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08