|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mampita
Fototeny  2  ita
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  transitif [1.13]
Voambolana  5  Matematika: alijebra
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  mampita
Fototeny  8  ita
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  10  faire passer l'eau, faire franchir, transporter au-delà [1.3#285]
11  conférer; transmettre; faire traverser, transiter [1.13]
12  communiquer [1.66.fr#177]
Ohatra  13  mampita ny hafatra an-tsoratra amin'ny fitondrana taratasy misy hajia izy. [2.117#]
14  Ny mahay milomano dia raitsintsina ny lambany na zavatra ny tanany anila mampita ony. [1.437#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  atampim, mampita, mpamita, pitamam

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17