|
|
|
|

Teny iditra 1  mampitady
Fototeny  2 tady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ary ny asombola no mampitady ny vola: [2.48#39]
8  I Vola moa dia efa fantatro fa mitady ahy, fa ny tsy fantatro dia ny mampitady ahy olona koa izy sa tsia. [2.4#74]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20