Teny iditra mampiteny (teny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Faire parler [1.3]
Ohatra Io isa mampiteny ny moana io dia manaporofo fa tena mbola tsy matotra mihitsy mpanao politika [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiteny, mampitenin', mampitenin-, mampitenim-
Ny lasa : nampiteny, nampitenin', nampitenin-, nampitenim-
Ny hoavy : hampiteny, hampitenin', hampitenin-, hampitenim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20