|
|
|
|

Teny iditra 1  mampitohy
Fototeny  2 tohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 connecter, brancher [1.13]
Ohatra  8  Varatra no ilazana ny tselatra mampitohy ny tany sy ny rahona. [2.332#]
9  Amboanana, mba hatao teteza mampitohy an'Atsimonivato sy ny Zanakantitra aty ambony. [2.588#]
Voambolana  10  Fizìka
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mampitohy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20