|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tohy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  26 Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Liana handre ny tohin' ilay tantara aho
27 Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by: Tohy vakana
28 Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray: Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity
29 Fanalavana: Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny
30 Fomba na asa enti-mampitambatra: Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  31 fonction, raccordement, connexion [1.13]
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe tohy

Teny iditra (2/2) 33  tohy
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny malagasy  35 [Antesaka] fifandonana [1.78]

Fivaditsoratra  36 hitô, 37 tiho, tohy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19