Teny iditra | 1 mampitondra |
Fototeny | 2 tonra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Ary izaho mampitondra azy basy efa-jato (400) ho anao. [2.366#] 5 ary ny lamba hitafy koa dia ny aty antanana no mampitondra; [2.59#] 6 Ny mpianakavy angaha n,oa tsy mba mahay mampitondra ny mafy? [2.643#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |