|
|
|
|

Teny iditra 1  mampivelatra
Fototeny  2 velatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 épanouir, élargir; développer [1.13]
8 faire développer [1.5]
Ohatra  9  Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20