Teny iditra | 1 mampiverina |
Fototeny | 2 verina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Mahay mampiverina azy va aho? [2.996] 5 Eto am-pitolomam-parany hampiverina ny aina ! [2.928#43] 6 Ny anarana mampody mandry fa ny tarehy mampiverina ilàlana. [2.558] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mampiverina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |