Teny iditra mampoelana andro
Singan-teny mampoelana ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy miasa isan' andro misesy fa mandingandingana (tsy amin' ny asa ihany anefa no ilazana izany fa amin' izay rehetra tsy misesy isan' andro, toy ny akoho manatody, ny tazo mamely...) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22