|
|
|
|

Teny iditra1  mamporafy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] mampirafy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#497] mampirafy
Ohatra  6  [2.996#] Raha misy lehilahy mamporafy, ka ny anankiray tiany, fa ny anankiray kosa tsy tiany, ary samy miteraka zaza aminy izy roa vavy, na ny tiany na ny tsy tiany, ary zanak' ilay tsy tiany no lahimatoa
Fototeny  7  rafy
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  11  mampirafy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12