Teny iditra |
manabaka
(baka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampihataka ho toy ny V [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Merina]
Is used in Imerina for mambaka.
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rendre divergent, mettre en V [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manabaka |
Ny lasa : |
nanabaka |
Ny hoavy : |
hanabaka |
Filaza mandidy : |
hanabakà |
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
manabaka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Manosotra [1.78]
|
|
Teny iditra |
manabakà
(baka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabaka
|
|