Teny iditra (1/3) | 1 manaboda |
Fototeny | 2 boda |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hahalemy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to make soft. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 ramollir, rendre mollet [1.3#83] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 manabodà |
Fototeny | 12 boda |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaboda |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/3) | 15 mañaboda |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 mandefa, mamela [Taisaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 18 andambao, manabado, manaboda, manabodà, mañaboda, andambao, manabado, manaboda, manabodà, mañaboda, andambao, manabado, manaboda, manabodà, mañaboda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |