Teny iditra manabodo (bodo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maka ka mitana vadin' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To commit adultery by keeping another man's wife; to make one infantile. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabodo
Ny lasa : nanabodo
Ny hoavy : hanabodo
Filaza mandidy : manabodoa
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20