Teny iditra | 1 manabohamaty |
Singan-teny | 2 manana, bohaka, maty |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 8 mitono tena, manao vy very, manao anjolofo, maneha-doza, mankaha-doza, mananty voina, mila voina, mila faty, manao mosalahy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22 |
![]() |