Teny iditra (1/7) | 1 manana |
Fototeny | 2 anana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to have, to possess 6 [1.7] to own |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] avoir, posséder 8 [1.196] posséder un capital |
Ohatra |
9 manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent) [1.3] 10 manan-tsaina (Il a de l'intelligence) [1.3] 11 fa manana|mana tapaka tokoa aho ary manana|mana-namanana|mana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 98 Ohabolana misy io teny manana io |
Teny iditra (2/7) | 99 manàna |
Fototeny | 100 anana |
Sokajin-teny | 101 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manana [Fitanisana] |
Teny iditra (3/7) | 102 manana |
Fototeny | 103 hana |
Sokajin-teny | 104 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
105 [1.1] Maka na misambo-bola misy zanany |
Teny iditra (4/7) | 106 manana |
Fototeny | 107 nana |
Sokajin-teny | 108 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
109 [1.196] [Betsileo]
jaillir, s'épencher, se répandre |
Teny iditra (5/7) | 110 mañaña |
Sokajin-teny | 111 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
112 [1.78] [Taisaka]
diso fanantenana |
Teny iditra (6/7) | 113 mañana |
Sokajin-teny | 114 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
115 [1.78] [Bezanozano, Tambahoaka, Sihanaka]
gaga 116 [1.78] [Bezanozano] hagagana |
Teny iditra (7/7) | 117 Manana |
Sokajin-teny | 118 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
119 [1.11] petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara |
Voambolana |
120 Haitoetany: renirano, farihy |
Fivaditsoratra | 121 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |