|
|
|
|

Teny iditra 1  manabontsina
Fototeny  2 bontsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety
8 Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20