| Teny iditra | 1 bontsina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Fivontosana; fizihirana na fibibahana fa somary malemy mievotrevotra
22 Fampirisihana hanao ratsy; famokisana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 See bobaka, bonaka, bohy, vonto
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 gonflement, enflure, boursouflure, protubérance, ampoule
[1.3#88] 25 nodule [1.13] |
| Voambolana | 26 Haiaina |
| Tovy hevitra | 27 bokona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|