|
|
|
|

Teny iditra 1  manaboribory
Fototeny  2 boribory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ho boribory tsy misy zoronjorony na motiny kely mihoatra atsy sy eroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 arrondir [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20