| Teny iditra | 1 manadino |
| Fototeny | 2 hadino |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to forget
[1.2, 1.7] 10 to neglect [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 oublier
[1.3#202, 1.8] 12 ne pas se souvenir, pardonner [1.3#202] |
| Ohatra |
13 Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino.
[1.369#]
14 Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245#] 15 Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381#] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manadino |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 amandino, 19 andamino, manadino, 20 mandaoñy, 21 manindao, 22 manodina, manodìna, mañodina, 23 manondia, 24 miondana, miondàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|