|
|
|
|

Teny iditra 1  manadio
Fototeny  2 dio
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala loto: Manadio tanàna
9 Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 same as mandio and more frequently used [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 nettoyer; purifier [1.13]
Ohatra  12  aoly ny manadio ny lobolobo. [2.442#]
13  Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#]
14  ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. [1.123#]
Tsipelina hafa  15 mandio
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manadio
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22