|
|
|
|

Teny iditra 1  mandio
Fototeny  2 dio
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala loto: Mandio tanàna
9 Manala pentina: Mandio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1]
10 [Antambahoaka+Sihanaka] manadio [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  11 to cleanse, to purify [1.2, 1.7]
12 to brighten [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 nettoyer, purifier [1.8]
Tsipelina hafa  14 manadio
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 andomy, 17 Dimona, 18 dinamô, mandio, 19 manody, 20 midona, midonà, 21 mindao, 22 mionda

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15