Teny iditra manadoladola (doladola (dola))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampiraika, mampirona miankavia miankavanana: Manadoladola loha mandrakariva io zaza io rehefa mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wag the head as in dancing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Balancer la tête comme en dansant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manadoladola
Ny lasa : nanadoladola
Ny hoavy : hanadoladola
Filaza mandidy : manadoladolà

Teny iditra manadoladolà (doladola (dola))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadoladola [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20